|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy manam-paharoa |
| Singan-teny | 2tsy, 3manana, 4faharoa |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6tsy misy mitovy aminy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Qui n' a pas son second.
8Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal.. [2.415#1733] |
| Ohatra |
9 Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa.
[1.38]
|
| Tovy hevitra | 10isa fa tsy roa |
| Mpanahaka | 11 bakalanysahaza, 12 fanaperana, 13 tapitraefatra, 14 tapitraohatra, 15 tongalafatra, 16 tsymanantsahala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|